Overblog Suivre ce blog
Editer l'article Administration Créer mon blog

Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo

Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Ny antony nanaterana fehim-boninkazo teo amin'ny Tsangambaton'ny MDRM dia fahatsiarovana ho an'ny Malagasy izay milaza fa tena Malagasy marina fa nisy ireo raiamandrenin-tsika niady tamin'ny mpnjanaka ary maty ho an'izany Fahafahana izany. Indrisy anefa fa ataon'ireo zandary Malagasy fahavalo indray izao ny Malagasy toa azy satria nahazo baiko avy amina fitondrana Malagasy ihany fa miaro ny tombontsoan'ireo vahiny. Mampalahelo, mampahonena fa mitohy ary hitohy foana izany tolona ho an'ny Fahafahana izany, ao anatin'ny fitakiana ny fiverenan'ireo Nosy Malagasy ho an'i Madagasikara. Mba samia tonga saina daholo ry Malagasy manerana ny Nosy a!

Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Niambesana fatratra ny Masoivohon'ny LaFrantsa etsy Ambatomena. Fa maninona?