Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

Iles malagasy. Résolution ONU du 12 décembre 1979

Publié le

Iles malagasy. Résolution ONU du 12 décembre 1979

IREO NOSY MALAGASY (Iles Eparses)


Ny 12 Desambra 1979 no nanambara ny Firenena Mikambana tamin’ny Fivoriambe faha 34 nataony tao New York araky ny Fanapahana N° 34/91 fa:


1 – An’i Madagasikara ireo nosy antsoin'ny Firenena Mikambana hoe: “Iles malgaches de l’Océan Indien” (Nosy Glorieuses, Juan de Nova, Bassas da India, Europa).


2 – Iangaviany ny Governemanta frantsay hifampiraharaha amin’ny Governemanta malagasy amin’ny hamerenana ireo nosy ireo amin’i Madagasikara.

FANDRESENA LEHIBE ho an’ny Fanjakana malagasy izany.