Overblog Suivre ce blog
Editer l'article Administration Créer mon blog

Nosy Malagasy. Sary tao Tsimbazaza, ny 18 Desambra 2015

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Andro tsy manam-paharoa eo amin'ny Tantaram-pirenena malagasy io 18 Desambra 2015 io. Ny mampalehelo dia vitsy dia vitsy ny mpampahalàla sy mpampita vaovao no miresaka azy io. Aim-pirenena sy ny ho aviny nefa ny resaka. Mbola loazan'ny Vietnal sy Afrika atsimo lavitra ny Malagasy amin'izany tena fitiavan-tanindrazana izany. Mibahana loatra ny fitiavan-tena sy fitiavan-kely. Soa fa misy ireo olona mitsanga ary tsy adinon'ny Tantara velively. ANTSIKA, ANAO, HO AN'NY TARANAKAO NY HAREM-BE MISY AO AMBANIN'IREO NOSY MALAGASY IREO; Manaiky ve ianao fa dia lasan'ny fitondrana frantsay vao tsy ela ny vola 75 millions euros nomena mpitandraka solitany roa? Ovao ainga ny toe-tsaina raha tsy izany tany karan-kaina no ho lovan'ny taranaka. Ary mety tsy an'ny Malagasy intsony ity Madagasikara ity raha mbola mitohy ny famarotana ataon'ity fitondrana Rajaonarimampianina sy ny Hvm ity. Samia mieritreritra lalina.

Nosy Malagasy. Sary tao Tsimbazaza, ny 18 Desambra 2015

NOSY MALAGASY : MITAKY AM-PILAMINANA

Ho vavolombelon’ny hetsika am-pilaminana hataon’ny vahoaka malagasy
jiaby miaraka amin’ireo Solombavam-bahoakan’i Madagasikara amin’ny
fiandohan’ny taona 2016 izao tontolo iz
ao.

Fitakiana ireo Nosy malagasy am-pilaminana ho fanajana ny andininy
faha 55, 56, 57, 287 ny Convention des Nations Unies sur le droit de
la mer izay neken’ny firenena roa tonta satria manaja ny fanjakana
tan-dalana (Etat de droit) sy ireo fehin-kevitra iraisam-pirenena
tapaka teo anivon’ny Firenena Mikambana ary manaiky ny fifanarahana
iraisam-pirenena nankatoaviny sy nataony sonia ny firenena malagasy sy
ny firenena frantsay.

CRAM – EMERGENCE DE MADAGASCAR

Nosy Malagasy. Sary tao Tsimbazaza, ny 18 Desambra 2015
Tsy navela nisy nanatrika ny vahoaka nefa "séance plénière" izany hoe fifanakalozana hevitra azon'ny be sy ny maro rehetra atrehina...