Overblog Suivre ce blog
Administration Créer mon blog

NOSY MALAGASY: TSY TOKONY HO DISO FANDRAY FANAMPAHAN-KEVITRA NY MPITONDRA

Publié le par Jeannot Ramambazafy

ATO ILAY FANDAHARANA TAMIN'NY ALAROBIA 27 JANOARY 2016 Talanjona ny rehetra fa raha nivahiny tao amin’ny fandaharana « Ady Gasy » (TVM) ny Filoham-pirenena ny 27 janoary 2016 dia tsy nasiany teny mihitsy ny momba an’ireo Nosy Malagasy kanefa dia nihentanentana...

Lire la suite

NOSY MALAGASY : TSY TOKONY HO DISO FANDRAY FANAMPAHAN-KEVITRA NY MPITONDRA

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Tena fitakiana madio sy milamina an’ireo Nosy malagasy ary tsy misy resaka « récupération politique » mihitsy ny fiaraha-mientan’ny vahoaka malagasy manontolo sy ireo Solombavam-bahoaka manerana an’i Madagasikara. Fikatsahana ny tombontsoa ambonin’ny...

Lire la suite

NOSY MALAGASY : TSY TOKONY HO DISO FANDRAY FANAMPAHAN-KEVITRA NY MPITONDRA

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Ambara amin’izao fotoana izao fa mila ampanginina ny fitakiana ireo Nosy malagasy ka tsy mila hampafatarina ny mpiray tanindrazana intsony ny tena zava-misy marina momban’ny « Iles Eparses » na ireo Nosy malagasy. Ny fampahafantarana ny vahoaka malagasy...

Lire la suite

NOSY MALAGASY SY NY FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA 2

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Ny firenena malagasy dia mpikambana ao amin’ny Firenena Mikambana. Nankatoa sy nanao sonia ny « Convention des Nations Unies sur le droit de la mer » isika malagasy. Izao fitakiana ny Nosy malagasy izay ilofosan’ny mpiray tanindrazana izao dia resaka...

Lire la suite

NOSY MALAGASY SY « FRANCOPHONIE »

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Nilaza izahay teto omaly fa fena dodona sy maika ary tsy maharay lamba mihitsy ny mpitondra mikarakara ny fandraisana ireo vahiny hamonjy ny fivorian’ny « francophonie » izay hatao eto amintsika amin’ity taona ity. Misy voninahitra sy volabe an-tapitrisany...

Lire la suite

NOSY MALAGASY : MAPUTO NO TADIAVINA HANGATAKA AZY

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Nahely maneran-tany tamin’ny volana oktobra 2015 fa i Mozambique no manakaiky ireo « îles éparses » fa tsy i Madagasikara kanefa dia ny malagasy no milingilingy mangataka ireo Nosy ireo. MANILIKA TANTERAKA AN’I MADAGASIKARA Nasaina nivoizina tamin’ny...

Lire la suite

NOSY MALAGASY SY NY SEHATRA IRAISAM-PIRENENA

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Nambaranay teto tamin’ny alatsinainy fa hiroso amin’ny dingana manaraka izahay dia ny fihaonana amin’ireo Ray aman-dreny eto amin’ny firenena ho fanomana ny hetsika lehibe iray ho fitakiana ireo Nosy malagasy am-pilaminana mba ho hitan’izao tontolo izao...

Lire la suite

NOSY MALAGASY: « ANTSIKA NY ILES EPARSES », hoy ny Filoha Marc RAVALOMANANA

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Raha tonga nanao veloma ny Filoha Andriamatoa Marc RAVALOMANANA teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra tamin’ny 07 janoary 2016 ny masoivohon’i Afrika atsimo eto amintsika, Andriamatoa Gert Johannes Grobler dia nasian’ny tsidrim-peo manokana ny...

Lire la suite

NOSY MALAGASY : MILA MAILO ISIKA, MILA MITANDRINA ISIKA

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Efa tsikaritray hatrany am-boalohany fa mandady moramora ireo sokajin’olona «mpikarama» izay mandray baiko avy amin’ireo «very remby» amin’ity resaka Nosy malagasy (Iles Eparses) ka : . manely tsaho fa « EFA LAFO NY ILES EPARSES », . mitady ny irika rehetra...

Lire la suite