Manoloana ny fanontaniana maro avy aminareo mpiray tanindrazana manerana ny Nosy, indrindra fa ianareo mpandray anjara tamin’ny ‘’Symposium national pour la restitution des îles Malagasy’’ izay natao tao amin’ny Lapan’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra...