Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

ANM. Mikasika ny fandaharana tao amin’ny TV RECORD nilazana fa : « mpikarama sady bolokim-bazaha ny ANM »

Publié le par Jeannot Ramambazafy

FANAMBARANA Ny Association Nosy Malagasy (ANM) dia manao izao fanambarana manaraka izao. Manoloana ny filazana nataon’ny Sekretera Jeneralin’ny Antoko politika iray nandritra ny fandaharana famakafakana tao amin’ny TV RECORD fa : « mpikarama sady bolokim-bazaha...

Lire la suite

“ASSOCIATION NOSY MALAGASY” (ANM). Arlette Ramaroson: Malagasy masi-mandidy

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Arlette RAMAROSON CONFERENCE DE PRESSE Arlette RAMAROSON – Président national “ASSOCIATION NOSY MALAGASY” (ANM) – Ancien Juge International HOTEL “LE LOUVRE” ANTANINARENINA -14 JUIN 2016 Faly miarahaba anareo mpanao gazety rehetra tonga manatrika izao...

Lire la suite

TAFAVERINA AMIN’I MADAGASIKARA AMIN’ITY TAONA ITY IREO NOSY MALAGASY RAHA MIARA-MIENTANA NY VAHOAKA MALAGASY MASI-MANDIDY

Publié le par Jeannot Ramambazafy

NY MPITSARA IRAISAM-PIRENENA, RAMATOA RAMAROSON ARLETTE Izany ny fanambarana lehibe nataon’ny Association Nosy Malagasy (ANM) nandritra ny famelabelarana nataon-dRamatoa Arlette RAMAROSON – Filoha nasionalin’ny ANM sady Mpitsara Iraisam-pirenena teo aloha...

Lire la suite