Top articles
-
Nosy Malagasy. Sary miisa 85 tao Ambohijatovo, ny 12 Desambra 2015
Publié le mardi 15 décembre 2015 Surprise lors de la manif de samedi dernier pour le retour des Iles Eparses. Un groupe de manifestants a fait son entrée à Ambohijatovo, sur le site du rassemblement avec un drapeau français. Cet étendard insolite a tranché...
-
Nosy Malagasy. Sary tao Tsimbazaza, ny 18 Desambra 2015
Andro tsy manam-paharoa eo amin'ny Tantaram-pirenena malagasy io 18 Desambra 2015 io. Ny mampalehelo dia vitsy dia vitsy ny mpampahalàla sy mpampita vaovao no miresaka azy io. Aim-pirenena sy ny ho aviny nefa ny resaka. Mbola loazan'ny Vietnal sy Afrika...
-
Iles Malagasy. Vidéos diverses sur elles et pour leur restitution
-
Îles malagasy. Le projet de résolution nationale à présenter à la 71è AG de l'ONU
A la demande des journalistes nationaux et internationaux, de toutes les entités politiques et religieuses, du simple citoyen, l’Association Nosy Malagasy (ANM) a l’honneur de vous communiquer la version complète du mémoire explicatif et du projet de...
-
Iles Malagasy. Au menu de l’Assemblée nationale, en séance plénière, le 18 décembre 2015
SAMBANY TEO AMIN’NY TANTARAM-PIRENENA Betsaka ianareo Namana no manontany anay momban’ny « séance plénière » amin’ny 18 desambra 2015 amin’ny 10 ora maraina eo anivon’ny Antenimieram-pirenena. Manonofy ve izahay ? Sa tsaho izany ? Amin’ny anaran’ny mangarahara...
-
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Fanaterana fehim-boninkazo
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015. Ny antony nanaterana fehim-boninkazo teo amin'ny Tsangambaton'ny MDRM dia fahatsiarovana ho an'ny Malagasy izay milaza fa tena Malagasy marina fa nisy ireo raiamandrenin-tsika niady tamin'ny mpnjanaka ary maty ho an'izany...
-
Lapan’ny Tanànan’Antananarivo, 23 Jolay 2016. Kabary tamin’ny Fikaonan-doham-pirenena ho famerenana ireo Nosy malagasy
IREO KABARY FANOKAFANA SY FAMARANANA NY SYMPOSIUM NATIONAL POUR LA RESTITUTION DES ILES MALAGASY (ILES EPARSES) Tontosa tao amin’ny Lapan’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra tamin’ny 23 jolay 2016 ny Fikaonan-doham-pirenena ho famerenana ireo Nosy malagasy....
-
Iles Malagasy. 12/12/1979-12/12/2015, 36 ans déjà: Rendez-vous à Ambohijatovo
IREO NOSY MALAGASY (Iles Eparses) Ny 12 Desambra 1979 no nanambara ny Firenena Mikambana tamin’ny Fivoriambe faha 34 nataony tao New York araky ny Fanapahana N° 34/91 fa: 1 – An’i Madagasikara ireo nosy antsoin'ny Firenena Mikambana hoe: “Iles malgaches...
-
Iles Malagasy. La promesse d'ivrogne d'Hery Rajaonarimampianina
Iles éparses - Hery Rajaonarimampianina s’en balance De retour de la Conférence de Paris sur le climat, le Président de la République a avancé hier à Anosy au Chu-Hjra que les îles éparses n’étaient pas sa préoccupation principale alors qu’elles regorgent...
-
Iles Malagasy. VIDEOS AU TAHALA RARIHASINA ANALAKELY
-
Les îles éparses malgaches à la 71è AG de l’ONU si le régime Rajaonarimampianina le veut...
COMMUNIQUE DE PRESSE La Résolution nationale de 14 pages issue du Symposium national pour la restitution des îles malgaches (îles éparses), qui s’est tenu à l’Hôtel de ville de la capitale de Madagascar le 23 juillet 2016, a été remise officiellement...
-
Antananarivo, Hôtel de Ville, 23 Juillet 2016. Discours lors du Symposium national pour la restitution des îles Malagasy
Joel Harison - Secrétaire Exécutif du Symposium national pour la restitution des iles malagasy : L'ANM est très honorée d'accueillir cette auguste assemblée, témoin d'une nouvelle ère qui s'ouvre pour Madagascar. Nous avons parcouru les 5 provinces pour...
-
Ambohijatovo, 12 Desambra 2015, taminy 8 ora. Ireo no tena fahavalom-pirenena
TERRORISME D'ETAT - Malagasy mampiady Malagasy toa azy ihany! Mampalehelo, mampahonena fa vao maraina ry zalahy tokony hitandro ny filaminana sy handamina dia tonga nanemitra no fidirana ny zaridainan'Ambohijatovo. F'iza marina ny fahavalo hiadivan'ireto?...
-
“ASSOCIATION NOSY MALAGASY” (ANM). Arlette Ramaroson: Malagasy masi-mandidy
Arlette RAMAROSON CONFERENCE DE PRESSE Arlette RAMAROSON – Président national “ASSOCIATION NOSY MALAGASY” (ANM) – Ancien Juge International HOTEL “LE LOUVRE” ANTANINARENINA -14 JUIN 2016 Faly miarahaba anareo mpanao gazety rehetra tonga manatrika izao...
-
Tsimbazaza, 18 Desambra 2015. Resaka Nosy Malagasy tao aminy Antenimierampirenena nataon'i Joël Harison
Ankavia miankavanana: Holijaona Raboana, Freddie Mahazoasy (Filoha lefitry ny Antemierampirenena), Joël Harison Marie René FAMELABELARANA NATAON’Andriamatoa JOEL HARISON Marie René – Filohan’ny Cercle de Réflexion pour l’Avenir de Madagascar (CRAM) NANOLOANA...
-
Nosy Malagasy sy ny Faritra 22
NOSY MALAGASY SY NY FARITRA 22 Ireo solontenan’ny Ray aman-dreny ara-drazana avy amin’ny faritra 22, izay isan’ny mpizaika tamin’ny Fihaonambe nasionaly ny Rindra Safatsiroa ny Sehatry ny fandriampahalemana (RSS) teny amin’ny CCI Ivato ny 14 – 17 oktobra...
-
NOSY MALAGASY-FIRENENA MIKAMBANA: MITOHY NO SADY MIHAMAFY
Manoloana ny fanontaniana maro avy aminareo mpiray tanindrazana manerana ny Nosy, indrindra fa ianareo mpandray anjara tamin’ny ‘’Symposium national pour la restitution des îles Malagasy’’ izay natao tao amin’ny Lapan’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra...
-
NOSY MALAGASY: TSY TOKONY HO DISO FANDRAY FANAMPAHAN-KEVITRA NY MPITONDRA
ATO ILAY FANDAHARANA TAMIN'NY ALAROBIA 27 JANOARY 2016 Talanjona ny rehetra fa raha nivahiny tao amin’ny fandaharana « Ady Gasy » (TVM) ny Filoham-pirenena ny 27 janoary 2016 dia tsy nasiany teny mihitsy ny momba an’ireo Nosy Malagasy kanefa dia nihentanentana...
-
Nosy Malagasy. Hira Faneva : AVERENO NY TANY
PHOTO D'ILLUSTRATION Ny Komity mpitarika ny Fikaonan-doham-pirenena momban’ny famerenana ireo Nosy malagasy na ny « Symposium national pour la restitution des îles malgaches (îles éparses)» dia faly manolotra ny tonon’ny hira fanevan’izany Fikaonan-doham-pirenena...
-
TAFAVERINA AMIN’I MADAGASIKARA AMIN’ITY TAONA ITY IREO NOSY MALAGASY RAHA MIARA-MIENTANA NY VAHOAKA MALAGASY MASI-MANDIDY
NY MPITSARA IRAISAM-PIRENENA, RAMATOA RAMAROSON ARLETTE Izany ny fanambarana lehibe nataon’ny Association Nosy Malagasy (ANM) nandritra ny famelabelarana nataon-dRamatoa Arlette RAMAROSON – Filoha nasionalin’ny ANM sady Mpitsara Iraisam-pirenena teo aloha...
-
Madagascar îles éparses. Les Comores soutiennent la Grande île…
Antananarivo, 1er mars 2016. A trois mois de la fin de son mandat, le président de l’Union des Comores, Ikililou Dhoinine, était en visite officielle à Madagascar. Il a été reçu au palais d’Etat d’Iavoloha par le président malgache Hery Rajaonarimampianina....
-
Arlette Ramaroson, Présidente de l’Association Nosy Malagasy. Discours du 25 novembre 2016
Discours de Madame Arlette RAMAROSON Présidente de l’Association Nosy Malagasy – ANM Ancien Juge international CONFERENCE DE PRESSE - HOTEL KYO – IVANDRY 25 NOVEMBRE 2016 Honorables invités, Chers journalistes Chers compatriotes Dans le cadre du XVIème...
-
NOSY MALAGASY : MILA MAILO ISIKA, MILA MITANDRINA ISIKA
Efa tsikaritray hatrany am-boalohany fa mandady moramora ireo sokajin’olona «mpikarama» izay mandray baiko avy amin’ireo «very remby» amin’ity resaka Nosy malagasy (Iles Eparses) ka : . manely tsaho fa « EFA LAFO NY ILES EPARSES », . mitady ny irika rehetra...
-
NOSY MALAGASY: « ANTSIKA NY ILES EPARSES », hoy ny Filoha Marc RAVALOMANANA
Raha tonga nanao veloma ny Filoha Andriamatoa Marc RAVALOMANANA teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra tamin’ny 07 janoary 2016 ny masoivohon’i Afrika atsimo eto amintsika, Andriamatoa Gert Johannes Grobler dia nasian’ny tsidrim-peo manokana ny...
-
NOSY MALAGASY : MAPUTO NO TADIAVINA HANGATAKA AZY
Nahely maneran-tany tamin’ny volana oktobra 2015 fa i Mozambique no manakaiky ireo « îles éparses » fa tsy i Madagasikara kanefa dia ny malagasy no milingilingy mangataka ireo Nosy ireo. MANILIKA TANTERAKA AN’I MADAGASIKARA Nasaina nivoizina tamin’ny...