Top articles
-
NOSY MALAGASY SY « FRANCOPHONIE »
Nilaza izahay teto omaly fa fena dodona sy maika ary tsy maharay lamba mihitsy ny mpitondra mikarakara ny fandraisana ireo vahiny hamonjy ny fivorian’ny « francophonie » izay hatao eto amintsika amin’ity taona ity. Misy voninahitra sy volabe an-tapitrisany...
-
ANM. Mikasika ny fandaharana tao amin’ny TV RECORD nilazana fa : « mpikarama sady bolokim-bazaha ny ANM »
FANAMBARANA Ny Association Nosy Malagasy (ANM) dia manao izao fanambarana manaraka izao. Manoloana ny filazana nataon’ny Sekretera Jeneralin’ny Antoko politika iray nandritra ny fandaharana famakafakana tao amin’ny TV RECORD fa : « mpikarama sady bolokim-bazaha...
-
Hery Rajaonarimampianina, îles Malagasy. Lettre ouverte de l’ANM, du CRAM et d’Emergence
Monsieur le Président de la République, Nous nous adressons directement à vous, vous qui avez prêté serment le 25 janvier 2014 sur la Constitution de la IVème République. Vous êtes à la tête d’un État dont la souveraineté est non-négociable, mais aussi...
-
ANM (Association Nosy Malagasy). Namaly ny taratasiny ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena frantsay Jean-Luc Porcedo
FANAMBARANA Namaly ny taratasy nalefan’ny Association Nosy Malagasy (ANM) tamin’ny 24 oktobra 2016 ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena frantsay tamin’ny alalan’Andriamatoa Jean-Luc PORCEDO. Maneho fisaorana feno ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena sy...
-
New York ONU 2016. Îles malagasy : l’espoir de tout un peuple
Association Nosy Malagasy (ANM) COMMUNIQUE Les regards des participants au Symposium national pour la restitution des îles malgaches (îles éparses) qui s’est tenu le 23 juillet 2016, à l’hôtel de ville d’Antananarivo, capitale de Madagascar, et des patriotes...
-
New York. Mitodika any ny mason’ny mpizaika rehetra nandray anjara tamin’ny « Symposium national pour la restitution des îles malgaches (îles éparses) »
FANAMBARANA Mitodika any New York ny mason’ny mpizaika rehetra nandray anjara tamin’ny « Symposium national pour la restitution des îles malgaches (îles éparses) » natao tao amin’ny Lapan’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra ny 23 jolay 2016 sy ny mpiray...
-
NOSY MALAGASY SY NY SEHATRA IRAISAM-PIRENENA
Nambaranay teto tamin’ny alatsinainy fa hiroso amin’ny dingana manaraka izahay dia ny fihaonana amin’ireo Ray aman-dreny eto amin’ny firenena ho fanomana ny hetsika lehibe iray ho fitakiana ireo Nosy malagasy am-pilaminana mba ho hitan’izao tontolo izao...
-
NOSY MALAGASY: NY LALAM-PANORENENA SY NY LANJAN’NY MPITONDRA ARY NY AHIAHIN’NY VAHOAKA
Manana ny lanjany (poids) mihitsy ny mpitondra amin’ny fitakiana ny famerenana ireo Nosy malagasy ka izany no tsy mampikely soroka anay manao antso avo amin’ireo Solombavam-bahoaka izay maha-solontena ny vahoaka malagasy manontolo sy ny Filoham-pirenena...
-
Nosy Malagasy. Fanambarana amin'izao Fitsingerenan’ny taona nandaniana ny fehin-kevitra 34/91
Fanambarana amin'izao Fitsingerenan’ny taona nandaniana ny fehin-kevitra 34/91 Feno 36 taona katroka androany faha 12 desambra 2015 ny nandanianan’ny fivoriamben'ny Firenena mikambana ny fehin-kevitra 34/91 tamin’ny 12 desambra 1979 mikasika ireo nosy...
-
Iles Malagasy. Ambohijatovo 12 Décembre 2015: INTERVIEWS
-
Iles malagasy. Résolution ONU du 12 décembre 1979
IREO NOSY MALAGASY (Iles Eparses) Ny 12 Desambra 1979 no nanambara ny Firenena Mikambana tamin’ny Fivoriambe faha 34 nataony tao New York araky ny Fanapahana N° 34/91 fa: 1 – An’i Madagasikara ireo nosy antsoin'ny Firenena Mikambana hoe: “Iles malgaches...
-
ANM: Fikaonandoham-pirenena (Symposium National) ao amin'ny Lapan'ny tanàna Antananarivo, Asabotsy 23 jolay 2016
-
Iles Malagasy. Les pétitions AVAAZ et pour l'UE sur Internet
SIGNEZ LA PETITION AVAAZ ICI SIGNEZ LA PETITION POUR L'UE ICI
-
Nosy Malagasy. Nivoaka tamin'ny fahanginana i Raymond Ranjeva
-
NOSY MALAGASY SY NY FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA 2
Ny firenena malagasy dia mpikambana ao amin’ny Firenena Mikambana. Nankatoa sy nanao sonia ny « Convention des Nations Unies sur le droit de la mer » isika malagasy. Izao fitakiana ny Nosy malagasy izay ilofosan’ny mpiray tanindrazana izao dia resaka...
-
NOSY MALAGASY : TSY TOKONY HO DISO FANDRAY FANAMPAHAN-KEVITRA NY MPITONDRA
Ambara amin’izao fotoana izao fa mila ampanginina ny fitakiana ireo Nosy malagasy ka tsy mila hampafatarina ny mpiray tanindrazana intsony ny tena zava-misy marina momban’ny « Iles Eparses » na ireo Nosy malagasy. Ny fampahafantarana ny vahoaka malagasy...
-
Nosy Malagasy. ANM. Pasteur Daniel Rajakoba, lasa Filoha lefitry ny Birao nasionaly
-
Rétrocession des îles éparses : La Fédération de Russie soutient Madagascar
SEM Stanislav Akhmedov, ambassadeur de la Fédération de la Russie a mis les point sur les «I» à propos des îles éparses. « Une résolution des Nations–Unies a été claire sur ce sujet. Et en tant que membre du conseil de sécurité au sein du système des...
-
Holijaona Raboana. Nosy Malagasy tao amin'ny radio Viva, ny 16 Mars 2016
-
Îles éparses. Ban Ki-moon répond vaguement au journaliste Rabelalao
-
ANR: FEHIN-KEVITRA TAO ANTSIRANANA, 04 JOLAY 2016
-
Îles éparses. Tintin Ravonison prêche dans le désert mais ce sera toujours utile aux archives de l'Histoire
-
NOSY MALAGASY : TSY TOKONY HO DISO FANDRAY FANAMPAHAN-KEVITRA NY MPITONDRA
Tena fitakiana madio sy milamina an’ireo Nosy malagasy ary tsy misy resaka « récupération politique » mihitsy ny fiaraha-mientan’ny vahoaka malagasy manontolo sy ireo Solombavam-bahoaka manerana an’i Madagasikara. Fikatsahana ny tombontsoa ambonin’ny...
-
Nosy Malagasy. Olivier Mahafaly Solonandrasana ilay tsy tia tanindrazana velively
-
Nosy Malagasy miaraka amin'i Jeneraly Florens Rakotomahanina, ny 12 Desambra 2015